Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:21 - Baiboly Katolika

21 Ka nasainy nanovozana sy nitondrana tao aminy izany. Raha efa izany, nony efa nataony teo ambonin’ny ôtely ny zavatra ilaina hanaovana ny sorona, dia nasain’i Nehemia nofafazan’ny mpisorona tamin’izany rano izany ny kitay hazo mbamin’izay teo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Rehefa vonona ny zavatra ilaina hanaovan-tsorona, dia nodidian’i Nehemià hofafazan’ny mpisorona tamin’izany rano izany ny kitay hazo sy ny sorona teo ambony alitara.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra