Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:20 - Baiboly Katolika

20 Nony afaka taona betsaka tatỳ aoriana, rehefa izany no sitrak’Andriamanitra, dia nalefan’ny mpanjakan’i Persa ho any Jodea i Nehemia, ka nasainy nikaroka ilay afo ny taranak’ireo mpisorona nanafina azy. Nolazain’ireo taminay anefa, fa rano marihitra no hitany fa tsy ny afo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Taona maro no lasana; ka rehefa sitrak’Andriamanitra, dia nalefan’ny amperôran’i Persia hankany Jodea i Nehemià, ka naniraka ny taranak’ireo mpisorona nanafina ilay afo mba hikaroka azy. Nolazain’ireo fa rano marihitra no hitany fa tsy ilay afo, ka nasain’i Nehemià nanovozana sy nitondrana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra