Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:2 - Baiboly Katolika2 Hanasoa anareo anie Andriamanitra, ary hahatsiaro ny fanekeny tamin’i Abrahama, i Isaaka, sy i Jakôba, mpanompony mahatoky. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 «Enga anie Andriamanitra hanototra soa anareo ka hahatsiaro ny fanekempihavanana nataony tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba izay samy mpanompony mahatoky! Jereo ny toko |