Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:19 - Baiboly Katolika19 Satria fony nentina tany Persa ny razantsika dia nangalan’ireo mpisorona tia vavaka tamin’izany andro izany, ny afon’ny ôtely, ka nafeniny mangingina tao amin’ny lava-pantsakana maina anankiray, ary fatratra ny nanafenany azy tao, ka tsy nisy nahalala izany toerana izany ny olona rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Satria nony nentina tany Persia ny razantsika, dia nangalan’ireo mpisorona tia vavaka fahizany ny afon’ny alitara ka nafeniny mangingina tao amin’ny lava-pantsakana maina anankiray; fatratra ny fomba nanafenany azy tao, ka tsy nisy nahalala izany toerana izany ny olon-kafa rehetra. Jereo ny toko |