Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:18 - Baiboly Katolika

18 Ka rehefa hankalaza ny fanadiovana ny Tempoly, amin’ny andro faha-25n’ny volana Kasleo, dia nataonay fa ilaina ny milaza izany aminareo, mba hankalazanareo koa ireo andro fetin’ny Tabernakla, sy ny andron’ny afo, izay nirehitra nony nanatitra sorona i Nehemia, rehefa avy nandrafitra indray ny Tempoly sy ny ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 «Amin’ny andro faha-25 n’ny volana Kisleo, dia hankalazainay ny fanadiovana ny tempoly tahaka ny fanao amin’ny fetin’ny Tranotomboka. Noheverinay fa ilaina ny milaza izany aminareo mba hankalazanareo azy koa; amin’izay rahateo no hahatsiarovanareo ilay afo nirehitra fony nanolotra sorona i Nehemià, rehefa avy nanorina indray ny tempoly sy ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra