Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:17 - Baiboly Katolika17 Hisaorana amin’ny zavatra rehetra anie ny Andriamanitsika, izay nanolo-ko faty ireo mpankahala ny fivavahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Hisaorana amin’ny zavatra rehetra anie ny Andriamanitsika, Izay nanolotra ho faty ireo mpankahala fivavahana! Jereo ny toko |