Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:16 - Baiboly Katolika16 Vao tafiditra ny Tempoly i Antiôkosy, dia nohidin-dry zareo ny Tempoly, ary novohainy ny varavara-miafina teo amin’ny valin-drihana, nanjerany vato, ka namonoany ity filoha mbamin’ireo nanaraka azy, dia norasarasainy, ka natsipiny tany amin’ny olona tany ivelany ny lohan’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ary novohany ny varavara-miafina teo amin’ny valindrihana, ka nanjerany vato namonoany ho faty an’ity filoham-pahavalo sy ireo mpomba azy; dia norasarasaina ny fatiny sady notapahin-doha, ary natsipy tamin’ny olona tany ivelany kosa ireny loha ireny. Jereo ny toko |