Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:15 - Baiboly Katolika

15 Narantirantin’ny mpisoron’i Nanea ireo rakitra ireo, ka ny tenan’i Antiôkosy no niditra tao anatin’ny fitoerana masina, nomban’ny mpanaraka azy vitsy foana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Narantirantin’ny mpisoron’i Nanea ireo rakitra ireo, ka ny tenan’i Antiôkosa no niditra tao an-tempoly niaraka tamin’ny mpanaraka azy vitsy foana; kanjo nohidian-dry zareo ilay tempoly, vantany vao tafiditra i Antiôkosa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra