Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:14 - Baiboly Katolika14 Tonga tao amin’io fitoerana io i Antiôkosy mbamin’ireo sakaizany, mody hoe hanambady ny andriamanibaviny, kanjo nikendry ny hahazo ny rakitra ao ho haren’ny ampakarina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nankao amin’io toerana io nombam-tsakaiza i Antiôkosa, mody hoe hanambady ilay andriamanibavy, kanjo nikendry ny hahazo ny rakitr’io tempoly io ho harena manara-bady. Jereo ny toko |