Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:13 - Baiboly Katolika13 Satria rehefa lasa nankany Persa ny filohan’ny fahavalo nitondra tafika toa tsy ho azo resena, dia voavono izy ireo tao amin’ny fitoerana masin’i Nanea noho ny hafetsen’ireo mpisoron’i Nanea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Rehefa lasa nankany Persia manko i Antiôkosa filohan’ny fahavalo, dia tafika toa tsy ho azo resena no nentiny; kanefa ny tenany sy ireo mpomba azy dia voavono ho faty tao amin’ny tempolin’i Nanea noho ny hafetsen’ireo mpisoron’io andriamanibavy io. Jereo ny toko |