Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:10 - Baiboly Katolika10 Amin’ny taona faha-188. «Ny atỳ Jerosalema sy Jodea, ny parlemanta sy i Jodasa manoratra ho an’i Aristôbôla, mpanolo-tsain’i Ptôlemea mpanjaka, isan’ny fianakavian’ny mpisorona voahasina, sy ho an’ny Jody any Ejipta: Arahaba! Fiadanana! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 «Voasoratra tamin’ny taona 188.» «Izahay Jiosy eto Jerosalema sy Jodea ary koa ny antenimieran-doholona sy ny tenako Joda dia manoratra aminao ry Aristôbola mpanolotsain’ny mpanjaka Ptôlemeo sady taranaky ny mpisorona voahosotr’Andriamanitra ary koa aminareo Jiosy aty Ejipta. Miarahaba anareo izahay ary mirary anareo ho salama soa aman-tsara. Jereo ny toko |