Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:1 - Baiboly Katolika

1 «Ho an’ireo Jody rahalahiny any Ejipta: Arahaba! Ny Jody rahalahiny ao Jerosalema sy ny amin’ny tanin’i Jodà maniry fiadanana tsara!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 «Izahay Jiosy eto Jerosalema sy manerana an’i Jodea dia manoratra aminareo mpiray firenena Jiosy aty Ejipta; miarahaba anareo ary mirary anareo hiadam-pinaritra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra