Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 35:9 - Baiboly Katolika

9 I Kôneniasa, i Semeiàsa sy i Natanaely rahalahiny, i Hasabiasa, i Jehiela, i Jôzabada lehiben’ny Levita, nanome zanak’ondry 5.000 sy omby 500, ho an’ny Levita hanaovana ny Paka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary nanome ondry aman’osy dimy arivo sy omby dimanjato ho an’ny levita hatao Paska i Konania, i Semaia, i Netanela rahalahiny, i Hasabia, i Jeiela ary i Jozabada, lehiben’ny levita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Ireo filohan’ny levita, izany hoe ry i Kônanià sy i Semahià ary i Natanaela mirahalahy mbamin-dry i Hasabià sy i Jehiela ary i Jôzabada, dia nandroso ondry aman’osy dimy arivo ho an’ny levita mba hatao soron’ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ireo filohan’ny levita, izany hoe ry i Kônanià sy i Semahià ary i Natanaela mirahalahy mbamin-dry i Hasabià sy i Jehiela ary i Jôzabada, dia nandroso ondry aman’osy dimy arivo ho an’ny levita mba hatao soron’ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Konania sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben’ny Levita, nanome ondry aman-osy dimy arivo ho an’ny Levita hatao Paska ary omby dimam-jato.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Konania sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben'ny Levita, nanome ondry aman'osy dimy arivo ho an'ny Levita hatao Paska ary omby dimam-jato.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 35:9
6 Rohy Ifampitohizana  

dia nampidirina tao, tsy misy tomika, ny fanomezana voaavaka, ny fahafolon-karena, ary ny zavatra voatokana. I Kôneniasa Levita no tonian’ny fitandremana an’ireo; i Semeià rahalahiny no lefiny,


Ary na izany rehetra izany koa aza i Jodà mpivadika, rahavaviny, tsy niverina tamiko, tamin’ny fony rehetra, fa tamim-pitaka fotsiny, - teny marin’i Iaveh.-


ny amin’i Isakara: Natanaely zanak’i Soara;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra