Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 33:22 - Baiboly Katolika

22 Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh, tahaka ny nataon’i Manase rainy izy, nanao sorona tamin’ny sarin-javatra rehetra nataon-drainy, i Amôna, ary nanompo an’ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy ihany izy; satria ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon’i Manase rainy dia namonoan’i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 Nanao izay ratsy teo imason’ny TOMPO izy tahaka an’i Manase rainy. Fa ny sarivongan-tsampy rehetra nataon’i Manase rainy dia nanoloran’i Amôna sorona sy nanaovany fanompoam-pivavahana;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nanao izay ratsy teo imason’ny TOMPO izy tahaka an’i Manase rainy. Fa ny sarivongan-tsampy rehetra nataon’i Manase rainy dia nanoloran’i Amôna sorona sy nanaovany fanompoam-pivavahana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah tahaka ny nataon’i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon’i Manase rainy dia namonoan’i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon'i Manase rainy dia namonoan'i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 33:22
6 Rohy Ifampitohizana  

Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, tahaka ny nataon’i Manase rainy,


Hoy Aho tamin’ny zanak’izy ireo tany an’efitra: Aoka ianareo tsy hanaraka ny fomban-drazanareo, na hitandrina ny fanaony, na handoto tena amin’ny sampin-dozany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra