Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 33:21 - Baiboly Katolika

21 Ary 22 taona i Amôna fony vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Roa amby roapolo taona i Amona raha nanomboka nanjaka ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Feno 22 taona i Amôna fony tonga mpanjaka; ary naharitra roa taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Feno 22 taona i Amôna fony tonga mpanjaka; ary naharitra roa taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 33:21
5 Rohy Ifampitohizana  

Roa ambin’ny folo taona i Manase fony vao nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema.


Ary nody mandry any amin’ny razany i Manase ka nalevina tao an-tranony. I Amôna zanany no nanjaka nandimby azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra