2Tantara 33:18 - Baiboly Katolika18 Ny asan’i Manase sisa, ny vavaka nataony tamin’ny Andriamaniny, ny tenin’ireo mpahita niteny tamin’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, dia efa samy voasoratra ao amin’ny asan’ny mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ny tantaran’i Manase sisa mbamin’ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny taminy tamin’ny anaran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, indro, ao amin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ny sisa amin’ny tantaran’i Manase, indrindra ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny azy tamin’ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, dia voarakitra ao amin’ny Asan’ireo mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ny sisa amin’ny tantaran’i Manase, indrindra ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny azy tamin’ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, dia voarakitra ao amin’ny Asan’ireo mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary ny tantaran’i Manase sisa mbamin’ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny taminy tamin’ny anaran’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, indro, ao amin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Isiraely izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary ny tantaran'i Manase sisa mbamin'ny vavaka nataony tamin'Andriamaniny sy ny tenin'ireo mpahita izay niteny taminy tamin'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely indro, ao amin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany. Jereo ny toko |
Nitsangan-ko vavolombelona anefa i Iaveh tamin’ny alalan’ny mpaminany sy ny mpahitany niampanga an’i Israely sy i Jodà nanao hoe: «Miverena avy amin’ny lalan-dratsinareo, ka tandremo ny didy amam-pitsipiko, amim-panarahana ny lalàna manontolo, nandidiako ny razanareo sy nampitondraiko ny mpaminany mpanompoko, ho any aminareo.»