2Tantara 33:15 - Baiboly Katolika15 Nesoriny tao an-tranon’i Iaveh ny andriamani-kafa, ny sampy, mbamin’ireo ôtely rehetra naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon’i Iaveh, sy tao Jerosalema, ka nariany tany ivelan’ny tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia nesoriny ireo andriamanitra hafa sy ny sampy tao amin’ny tranon’NY TOMPO mbamin’ny alitara rehetra izay efa naoriny tany amin’ny tendrombohitry ny tranon’NY TOMPO sy tany Jerosalema ka nariany teny ivelan’ny tanàna. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Dia nesoriny avy ny andriamani-kafa sy ny sampy tao an-tranon’ny TOMPO; ary nariany teny ivelan’ny tanàna ny alitara rehetra izay naoriny teo an-tendrombohitra misy ny tranon’ny TOMPO sy tao Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia nesoriny avy ny andriamani-kafa sy ny sampy tao an-tranon’ny TOMPO; ary nariany teny ivelan’ny tanàna ny alitara rehetra izay naoriny teo an-tendrombohitra misy ny tranon’ny TOMPO sy tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia nesoriny ireny andriamani-kafa sy ny sampy tao an-tranon’i Jehovah mbamin’ny alitara rehetra izay efa naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon’i Jehovah sy tany Jerosalema ka nariany teny ivelan’ny tanàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia nesoriny ireny andriamanikafa sy ny sampy tao an-tranon'i Jehovah mbamin'ny alitara rehetra izay efa naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon'i Jehovah sy tany Jerosalema ka nariany teny ivelan'ny tanàna. Jereo ny toko |