Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 31:7 - Baiboly Katolika

7 Tamin’ny volana fahatelo no natomboka ny manao antontany ka tamin’ny volana fahafito vao vita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Tamin’ny volana fahatelo izy no nanomboka nanokotoko azy, ary tamin’ny volana fahafito no nahavitany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Tamin’ny volana fahatelo no nanombohana nanao izany ary tamin’ny volana fahafito no nahavitana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Tamin’ny volana fahatelo no nanombohana nanao izany ary tamin’ny volana fahafito no nahavitana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Tamin’ny volana fahatelo no vao nanomboka nanokotoko azy izy, ary tamin’ny volana fahafito no nahavitany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Tamin'ny volana fahatelo no vao nanomboka nanokotoko azy izy, ary tamin'ny volana fahafito no nahavitany azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 31:7
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanak’i Israely sy i Jodà, nonina teo amin’ny tanànan’i Jodà koa, dia nitondra ny fahafolon-karena tamin’ny omby aman’ondry, mbamin’ny fahafolon-karena tamin’ny zavatra masina rehetra natokana ho an’i Iaveh Andriamaniny, ka natokotoko ho antontany maro.


Tonga i Ezekiasa sy ny lehibe ka nony nahita ireo antontany, dia nisaotra an’i Iaveh sy i Israely izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra