Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 31:6 - Baiboly Katolika

6 Ny zanak’i Israely sy i Jodà, nonina teo amin’ny tanànan’i Jodà koa, dia nitondra ny fahafolon-karena tamin’ny omby aman’ondry, mbamin’ny fahafolon-karena tamin’ny zavatra masina rehetra natokana ho an’i Iaveh Andriamaniny, ka natokotoko ho antontany maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary ny Israely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan’i Joda, dia nitondra ny fahafolonkarena koa, dia omby sy ondry aman’osy, ary ny fahafolon’ny zavatra masina izay nohamasinina ho an’NY TOMPO Andriamaniny, ary natokotokony maro miavosa ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Ny mponin’ireo tanànan’i Joda, na Israelita tavaratra na Jodeanina, dia nitondra koa ny fahafolon-karena tamin’ny omby sy ondry aman’osy ary ny fahafolon-karena tamin’ny vokatry ny tany isan-karazany; nentiny avokoa ny zavatra voatokana ho an’ny TOMPO ary navosany nitsitokotoko maro ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ny mponin’ireo tanànan’i Joda, na Israelita tavaratra na Jodeanina, dia nitondra koa ny fahafolon-karena tamin’ny omby sy ondry aman’osy ary ny fahafolon-karena tamin’ny vokatry ny tany isan-karazany; nentiny avokoa ny zavatra voatokana ho an’ny TOMPO ary navosany nitsitokotoko maro ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan’ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman-osy, ary ny fahafolon’ny zavatra masina izay nohamasinina ho an’i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan'ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman'osy, ary ny fahafolon'ny zavatra masina izay nohamasinina ho an'i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 31:6
5 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny volana fahatelo no natomboka ny manao antontany ka tamin’ny volana fahafito vao vita.


ka tonga teo amin’i Môizy nilaza hoe: «Tafahoatra noho izay ilaina ny zavatra aterin’ny olona hahavitana ny asa nodidian’i Iaveh hatao.»


«Ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny tany, na ny avy amin’ny voa famafy amin’ny tany, na ny avy amin’ny voan’ny hazo, dia an’i Iaveh avokoa, zava-boatokana ho an’i Iaveh izany.


Amin’ny faran’isam-pahatelo taona dia atokàny ny fahafolon’ny vokatrao rehetra amin’izany taona izany, ary ataovy eo anatin’ny vavahadinao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra