2Tantara 31:12 - Baiboly Katolika12 dia nampidirina tao, tsy misy tomika, ny fanomezana voaavaka, ny fahafolon-karena, ary ny zavatra voatokana. I Kôneniasa Levita no tonian’ny fitandremana an’ireo; i Semeià rahalahiny no lefiny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary tamin’ny fahamarinana no nampidirany ny fanomezana sy ny fahafolonkarena ary ny zavatra nohamasininy. I Konania levita no mpitahiry ireny, i Simey rahalahiny no lefiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 dia hatrany hatrany no nampidirana ny ampaham-bokatra sy ny fahafolon-karena ary ny zavatra hafa natokana ho an’ny Tompo. Ilay levita atao hoe Kônanià no mpiandraikitra ireny, ary i Simehỳ rahalahiny no mpanampy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 dia hatrany hatrany no nampidirana ny ampaham-bokatra sy ny fahafolon-karena ary ny zavatra hafa natokana ho an’ny Tompo. Ilay levita atao hoe Kônanià no mpiandraikitra ireny, ary i Simehỳ rahalahiny no mpanampy azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary tamin’ny fahamarinany no nampidirany ny fanatitra sy ny fahafolon-karena sy ny zavatra nohamasininy; ary Konania Levita no mpitahiry ireny, ary Simey rahalahiny no manarakaraka. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary tamin'ny fahamarinany no nampidirany ny fanatitra sy ny fahafolon-karena sy ny zavatra nohamasininy; ary Konania Levita no mpitahiry ireny, ary simey rahalahiny no manarakaraka. Jereo ny toko |