2Tantara 30:20 - Baiboly Katolika20 Nihaino an’i Ezekiasa i Iaveh, ka namela ny heloky ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary NY TOMPO nihaino an’i Hezekia ka nahasitrana ny olona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Ary nohenoin’ny TOMPO i Hezekià ka navelany heloka ny vahoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary nohenoin’ny TOMPO i Hezekià ka navelany heloka ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary Jehovah nihaino an’i Hezekia ka nahasitrana ny olona. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary Jehovah nihaino an'i Hezekia ka nahasitrana ny olona. Jereo ny toko |