2Tantara 28:26 - Baiboly Katolika26 Ny asany sisa mbamin’ny lalany rehetra, ny voalohany sy ny farany, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Jodà sy i Israely izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary ny tantarany sisa sy izay nataony rehetra, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indreo, voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Israely izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy ny zavatra nataony, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Joda sy i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy ny zavatra nataony, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Joda sy i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Isiraely izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely izany. Jereo ny toko |