Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 28:14 - Baiboly Katolika

14 Dia nalefan’ny miaramila teo anatrehan’ireo lehibe sy ny fiangonana rehetra, ireto sambo-belona sy babo nentiny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia navelan’ny miaramila ho eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Teo anatrehan’ny manampahefana sy ny vahoaka rehetra tafangona teo no nalefan’ireo miaramila ny sambo-belona sy babo azony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Teo anatrehan’ny manampahefana sy ny vahoaka rehetra tafangona teo no nalefan’ireo miaramila ny sambo-belona sy babo azony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Dia nalefan’ny miaramila teo anatrehan’ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Dia nalefan'ny miaramila teo anatrehan'ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 28:14
3 Rohy Ifampitohizana  

nanao hoe: «Tsy hampiditra ireo babo ireo eto ianareo, fa ny hivesarantsika fahotana amin’i Israely no kendrenareo ka mitady hanampy ny fahotana amam-pahadisoantsika ianareo, fa lehibe ny hadisoantsika, ka dia mirehitra amin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh.»


ary nitsangana ireo lehilahy efa voatonona anarana teo, nandray ny sambo-belona, ka notafiany aloha tamin’ny zavatra babo izay tsy nitafy, nomeny akanjo aman-kiraro, vao nampihinaniny sy nampisotroiny sady nohosorany izy ireo, dia nampitaingeniny ampondra izay rehetra efa reraka mafy loatra, ka nateriny tany Jerikao, tanànan’ny rofia izy ireo, ho any amin’ny rahalahiny. Izy kosa niverina tao Samaria.


Ka izao no navalin’izy ireo: «Haverinay izany, ary tsy hitaky na inona na inona aminy intsony izahay, fa hotanterahinay ny voalazanao.» Dia nantsoiko ny mpisorona ary nampanaoviko fianianana fa araka izany teny izany no hataony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra