Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 20:31 - Baiboly Katolika

31 Tonga mpanjaka tamin’i Jodà i Jôsafata. 35 taona izy fony vao nanjaka tao Jerosalema. I Azobà zanaka vavin’i Selahì no anaran-dreniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Nanjaka tamin’ny Joda i Josafata; dimy amby telopolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Nanjaka tamin’i Joda i Jôsafata; feno 35 taona izy fony tonga mpanjaka, ary naharitra 25 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hazobà zanakavavin’i Silehỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Nanjaka tamin’i Joda i Jôsafata; feno 35 taona izy fony tonga mpanjaka, ary naharitra 25 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hazobà zanakavavin’i Silehỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 ARY Josafata nanjaka tamin’ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin’i Sily.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary Josafata nanjaka tamin'ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin'i Sily.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 20:31
2 Rohy Ifampitohizana  

Nandeha tamin’ny lalana nalehan’i Asà rainy izy, ka tsy nivily tamin’izany, fa nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra