2Samoela 9:5 - Baiboly Katolika5 Dia nampanalain’i Davida mpanjaka tany an-tranon’i Makira zanak’i Amiela tany Lôdabara izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia nandefa iraka haka azy tao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, tao Lo-Debara, i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Ary naniraka olona haka azy any an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary naniraka olona haka azy any an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra i Davida mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, tao Lo-debara. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, tao Lodebara. Jereo ny toko |