2Samoela 9:4 - Baiboly Katolika4 Ary hoy ny mpanjaka taminy: «Aiza izy izay?» Ary hoy ny navalin’i Sibà tamin’ny mpanjaka: «Indro izy ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, any Lôdabara.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Hoy ny mpanjaka taminy: Aiza anefa izy? Dia hoy i Ziba tamin’ny mpanjaka: Indro ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, ao Lo-Debara izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Aiza izy? Dia hoy i Tsibà namaly ny mpanjaka: –Ao an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Aiza izy? Dia hoy i Tsibà namaly ny mpanjaka: –Ao an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin’ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, ao Lo-debara. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, ao Lo-debara. Jereo ny toko |