2Samoela 7:4 - Baiboly Katolika4 Ny alin’izay ihany, dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’i Iaveh nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’NY TOMPO hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Tamin’ny alina iny ihany dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’ny TOMPO nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Tamin’ny alina iny ihany dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’ny TOMPO nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary tamin’ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’i Jehovah nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary tamin'ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Jereo ny toko |