2Samoela 3:6 - Baiboly Katolika6 Tamin’ny andro niadian’ny fianakavian’i Saola sy ny fianakavian’i Davida, dia nihamahery i Abnera tao amin’ny tranon’i Saola. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Raha mbola niady ny taranak’i Davida sy ny taranak’i Saoly dia nampiseho hery niandany tamin’ny taranak’i Saoly i Abnera. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Raha mbola niady hatrany ireo mpomba an’i Saoly sy ireo mpomba an’i Davida, dia nanamafy ny heriny i Abinera teo amin’ny mpomba an’i Saoly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Raha mbola niady hatrany ireo mpomba an’i Saoly sy ireo mpomba an’i Davida, dia nanamafy ny heriny i Abinera teo amin’ny mpomba an’i Saoly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary raha mbola niady ny tamingan’i Davida sy ny tamingan’i Saoly, Abnera dia nampiseho hery niandany tamin’ny tamingan’i Saoly. ( Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary raha mbola niady ny tamingan'i Davida sy ny tamingan'i Saoly, Abnera dia nampiseho hery niandany tamin'ny tamingan'i Saoly. Jereo ny toko |