2Samoela 3:10 - Baiboly Katolika10 fa hoesoriny amin’ny fianakavian’i Saola ny fanjakana ka hatsangany amin’i Israely sy i Jodà hatrany Dana ka hatrany Bersabea ny seza fiandrianan’i Davida.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 ka hampiala ny fanjakana amin’ny taranak’i Saoly aho ary hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’ny Israely sy amin’ny Joda hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 dia ny hanaisotra ny fanjakana amin’ny fianakavian’i Saoly ka hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’i Israely sy amin’i Joda hatrany Dana ka hatratỳ Beriseba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 dia ny hanaisotra ny fanjakana amin’ny fianakavian’i Saoly ka hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’i Israely sy amin’i Joda hatrany Dana ka hatratỳ Beriseba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 ka hampiala ny fanjakana amin’ny tamingan’i Saoly aho ary hampitoetra ny seza fiandrianan’i Davida amin’ny Isiraely sy amin’ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 ka hampiala ny fanjakana amin'ny tamingan'i Saoly aho ary hampitoetra ny seza fiandrianan'i Davida amin'ny Isiraely sy amin'ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba. Jereo ny toko |