2Samoela 2:6 - Baiboly Katolika6 Ary ankehitriny haneho hatsaram-po sy fahamarinana aminareo anie i Iaveh! Ary izaho koa hamaly soa anareo tamin’ny nanaovanareo an’izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Koa haneho famindrampo sy fahamarinana aminareo anie NY TOMPO, sady izaho koa dia efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ka ny TOMPO anie haneho fitiavana sy toetra mahatoky aminareo; ary izaho koa dia hamaly soa anareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ka ny TOMPO anie haneho fitiavana sy toetra mahatoky aminareo; ary izaho koa dia hamaly soa anareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Koa haneho famindrampo sy fahamarinana aminareo anie Jehovah, sady izaho koa efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Koa haneho famindram-po sy fahamarinana aminareo anie Jehovah, sady izaho koa efa manao izao soa izao aminareo noho ny nanaovanareo izany zavatra izany. Jereo ny toko |