2Samoela 2:10 - Baiboly Katolika10 Efa efapolo taona i Isbôseta zanak’i Saola fony izy nanjaka tamin’i Israely ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Jodà irery ihany no nomba an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Efapolo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy nanomboka nanjaka tamin’ny Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nomba an’i Davida. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Efapolo taona i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly raha nanjaka tamin’i Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nanaiky an’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Efapolo taona i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly raha nanjaka tamin’i Israely, ary roa taona no nanjakany. Ny fokon’i Joda ihany no nanaiky an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary efa-polo taona no nahaveloman’Isboseta, zanak’i Saoly, fony izy vao nanjaka tamin’ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen’i Joda nomba an’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 (Ary efa-polo taona no nahaveloman'Isboseta, zanak'i Saoly, fony izy vao nanjaka amin'ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen'i Joda nomba an'i Davida. Jereo ny toko |