2Samoela 19:6 - Baiboly Katolika6 «Saforanao henatra anio ny tavan’ny mpanomponao rehetra, izay namonjy ny ainao androany, sy ny ain-janakao lahy sy zanakao vavy, ny aim-badinao ary ny aim-baditsindranonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary niditra tao amin’ny mpanjaka tao an-trano i Joaba ka niteny hoe: Efa nomenarinao androany ny mpanomponao rehetra izay namonjy ny ainao sy ny ain’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy ary ny ain’ny vadinao sy ny vady tsindranonao; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Dia nankao amin’ny mpanjaka i Jôaba ka nanao taminy hoe: –Norakofanao henatra androany ny miaramilanao rehetra izay namonjy aina anao sy ny zanakao lahy aman-janakao vavy ary ny vadinao sy ny vaditsindranonao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nankao amin’ny mpanjaka i Jôaba ka nanao taminy hoe: –Norakofanao henatra androany ny miaramilanao rehetra izay namonjy aina anao sy ny zanakao lahy aman-janakao vavy ary ny vadinao sy ny vaditsindranonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary niditra tao amin’ny mpanjaka tao an-trano Joaba ka nanao hoe: Efa nomenarinao andro-any ny mpanomponao rehetra izay namonjy ny ainao andro-any sy ny ain’ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ary ny ain’ny vadinao sy ny vaditsindranonao; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary niditra tao amin'ny mpanjaka tao an-trano Joaba ka nanao hoe: Efa nomenarinao androany ny mpanomponao rehetra izay namonjy ny ainao androany sy ny ain'ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ary ny ain'ny vadinao sy ny vaditsindranonao; Jereo ny toko |