2Samoela 15:3 - Baiboly Katolika3 dia hoy i Absalôma taminy: «Etsy ange! tsara sy marina ny raharahanao, fa ny olona hihaino anao avy amin’ny mpanjaka no tsy misy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia hoy i Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka hihaino anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 dia hoy i Absalôma taminy: –Tsara sady marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka mba hihaino anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 dia hoy i Absalôma taminy: –Tsara sady marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka mba hihaino anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia hoy Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin’ny mpanjaka hihaino anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia hoy Absaloma taminy: Eny, tsara sy marina ny raharahanao, saingy tsy misy olona voatendrin'ny mpanjaka hihaino anao. Jereo ny toko |