2Samoela 10:4 - Baiboly Katolika4 Dia nosamborin’i Hanòna ny mpanompon’i Davida, ka ny somony noharatany sasaka; ny akanjo nofolonany hatreo amin’ny foto-peny, vao nalefany izy ireo hody. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany ny ila somony sady notapahiny hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony; dia nalefany hody izy ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny ila-volombavany sady notapahina manasa-pe ny akanjony, ary noroahina nody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny ila-volombavany sady notapahina manasa-pe ny akanjony, ary noroahina nody. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida, ka noharatany ny ila-somony, sady nofolonany hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida, ka noharatany ny ila-somony, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy. Jereo ny toko |