Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Mpanjaka 1:15 - Baiboly Katolika

15 Dia nankao amin’ny mpanjaka tao an’efitranony, i Betsabea; efa antitra dia antitra ny mpanjaka, ary i Abisaga Sonamita nanompo azy teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Dia nankao amin’ny mpanjaka tao amin’ny efitrano fatoriany i Batseba. Efa antitra tokoa moa ny mpanjaka, ary i Abisaga sonemita no nanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Dia nankany amin’ny mpanjaka tao an’efitranony i Baty-Seba. Efa tena antitra ny mpanjaka; ary i Abisaga avy any Sonema no tao nanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Dia nankany amin’ny mpanjaka tao an’efitranony i Baty-Seba. Efa tena antitra ny mpanjaka; ary i Abisaga avy any Sonema no tao nanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary Batseba dia nankao amin’ny mpanjaka tao amin’ny efi-trano nitoerany; ary efa antitra ny mpanjaka; ary Abisaga Sonemita nanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary Batseba dia nankao amin'ny mpanjaka tao amin'ny efi-trano nitoerany; ary efa antitra ny mpanjaka; ary Abisaga Sonemita nanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Mpanjaka 1:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Efa zokiolona sy nandroso fahanterana i Davida, ka na norakofan-damba aza tsy nahatsiaro hafanana intsony.


Ary indro fa ilay mbola miteny amin’ny mpanjaka iny ianao, dia hiditra avy aorianao koa aho, ka hanamarina ny teninao.»


Niondrika i Betsabea, dia niankohoka teo anatrehany, ka hoy ny mpanjaka: «Inona no ilainao?»


Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran’ny tanin’i Israely rehetra ny olona, ka nahita an’i Abisaga Sonamita, ary nentina tao amin’ny mpanjaka io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra