1Mpanjaka 1:1 - Baiboly Katolika1 Efa zokiolona sy nandroso fahanterana i Davida, ka na norakofan-damba aza tsy nahatsiaro hafanana intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Efa zokiolona sady nandroso fahanterana i Davida mpanjaka; nototofana lamba maromaro izy nefa tsy nety nafana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Efa antitra sy konka i Davida mpanjaka; ka na dia norakofan-damba aza izy, dia tsy nety nafana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Efa antitra sy konka i Davida mpanjaka; ka na dia norakofan-damba aza izy, dia tsy nety nafana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Davida mpanjaka dia efa zoki-olona sady nandroso fahanterana; ary norakofana lamba izy, fa tsy nety nafana. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Davida mpanjaka dia efa zoki-olona sady nandroso fahanterana; ary norakofany lamba izy, fa tsy nety nafana. Jereo ny toko |