1Korintiana 7:6 - Baiboly Katolika6 tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Famelana malalaka no ilazako izany fa tsy mandidy aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Saingy tsy mandidy anareo aho milaza izany fa mamela malalaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Saingy tsy mandidy anareo aho milaza izany fa mamela malalaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fandeferana anefa no anaovako izany, fa tsy mandidy aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fandeferana anefa no anaovako izany, fa tsy mandidy aho. Jereo ny toko |