1Korintiana 7:16 - Baiboly Katolika16 Fa inona no ahafantaranao, ravehivavy, fa hahavonjy ny vadinao ianao? Na inona no ahafantaranao, ralehilahy, fa hahavonjy ny vadinao ianao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Fa ahoana moa no ahafantaranao, Ravehivavy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, Ralehilahy, na ho voavonjinao ny vadinao na tsia? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ahoana moa no ahafantaranao, ramatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia? Ary ahoana moa no ahafantaranao, andriamatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ahoana moa no ahafantaranao, ramatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia? Ary ahoana moa no ahafantaranao, andriamatoa, na hahavonjy ny vadinao tsy mpino ianao na tsia? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Jereo ny toko |