Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Korintiana 7:11 - Baiboly Katolika

11 ary raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady izy, na hody amin’ny lahy; toy izany koa ny lahy: aoka tsy handroaka ny vavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 nefa raha misy efa nisaraka dia aoka hitoetra tsy manambady izy, na aoka hody amin’ny lahy; ary aoka ny lahy tsy hisaraka amin’ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 fa raha sendra misaraka amin’ny lahy izy, dia aoka tsy hanambady intsony, na aoka hody amin’ny vadiny. Ary ny lehilahy kosa, aoka tsy hanary vady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 fa raha sendra misaraka amin’ny lahy izy, dia aoka tsy hanambady intsony, na aoka hody amin’ny vadiny. Ary ny lehilahy kosa, aoka tsy hanary vady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 (nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin’ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin’ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 (nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin'ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin'ny vavy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 7:11
10 Rohy Ifampitohizana  

Izao no lazain’i Iaveh: Aiza izay taratasy fisaorana an-dreninao, nisaorako azy? Iza no manan-trosa amiko, nivarotako anareo? Tsia, noho ny tsy fahamarinanareo ihany, no nivarotana anareo; noho ny fahotanareo ihany, no nisaorana an-dreninareo.


Teny fanao ny hoe: Raha misy lehilahy misao-bady, ary rehefa nilaozany io, dia tonga vadin’olon-kafa ravehivavy; moa hiverina aminy indray va ralehilahy io? Tsy ho tena voaloto mihitsy va izany tany izany? Ary ianao, dia efa nijangajanga tamin-tsakaiza maro, - teny marin’i Iaveh, - ka hiverina amiko indray va ianao?


Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra misao-bady, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, dia mampijangajanga azy; ary izay hanambady ny voasaotra dia mijangajanga.


ary raha ny vavy koa no misaotra ny lahy ka manambady hafa, dia mijangajanga.»


Dia nanatona Azy ny Farisianina mba haka fanahy Azy ka nanontany hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy?».


«Izay rehetra misao-bady ka manambady hafa dia mijangajanga, ary izay manambady ny efa voasaotra dia mijangajanga koa.»


Izao kosa no andidiako an’izay manambady, tsy izaho anefa fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin’ny lahy ny vavy;


Ary izao no ambarako amin’ireo sisa, izaho anefa fa tsy ny Tompo: Raha misy havana iray finoana manam-bady tsy mpino, ka manaiky hiara-mitoetra aminy ihany ny vavy, dia aoka tsy handroaka ny vadiny izy;


Hampandoavina azy, volafotsy zato sikla izy. Ary homeny ny rain-drazazavavy izany, noho izy nanala baraka ny iray amin’ny virjinin’i Israely, sady hitoetra ho vadiny ravehivavy ka tsy azony isaorana raha velona koa izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra