Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Korintiana 5:9 - Baiboly Katolika

9 Nanoratra taratasy taminareo aho, nilaza fa tsy tokony hifanerasera amin’ny mpijangajanga ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Nanoratra taminareo teo amin’ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’izay mpijangajanga;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Tao amin’ilay taratasy nalefako taminareo, dia izao no voasoratro: aoka ianareo tsy hifanerasera amin’ny olona mpijangajanga.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tao amin’ilay taratasy nalefako taminareo, dia izao no voasoratro: aoka ianareo tsy hifanerasera amin’ny olona mpijangajanga.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Nanoratra taminareo teo amin’ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’izay mpijangajanga;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Nanoratra taminareo teo amin'ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin'izay mpijangajanga;

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 5:9
10 Rohy Ifampitohizana  

Ilaozy ny tsy fahalalana, dia ho velona ianareo; ary mizora amin’ny lalan’ny fahazavan-tsaina.»


Tsy dia ny mpijangajangan’izao tontolo izao anefa, na ny kahihitra, na ny mpanao an-keriny, na ny mpanompo sampy, no antsoiko amin’izany, satria raha izany dia tsy maintsy miala amin’izao tontolo izao ianareo.


Izany ve ka ianareo indray no miavonavona e! ny tenanareo tsy malahelo amin’izany akory; ilay nanao izany tsy noesorinareo tsy ho eo aminareo koa!


Esory re ny lalivay ela, mba ho vongana vaovao ianareo, sady efa mofo tsy misy lalivay rahateo ianareo, satria efa voavono i Kristy, izay Paka ho antsika.


Aza manao fikambanan-jioga hafahafa amin’ny tsy mpino ianareo; satria, inona moa no ikambanan’ny fahamarinana sy ny faharatsiana? Na inona no iraisan’ny mazava sy ny maizina?


Noho izany, hoy ny Tompo, mialà aminy ianareo, ka misaraha; fa aza mikasika ny maloto;


Aza mba mikambakambana amin’izay asan’ny maizina tsy mahavokatsoa, fa vao mainka ambarao aza ny haratsian’ireny,


Raha misy tsy manaiky ny teninay amin’ity taratasy ity, dia mariho izy, ka aza mikambakambana aminy intsony mba hahamenatra azy.


Mandidy anareo amin’ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika izahay, mba hisaraka amin’ny namana rehetra tsy manaraka ny fampianarana noraisiny taminay, fa manao fitondran-tena tsy marina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra