1Korintiana 16:8 - Baiboly Katolika8 Hijanona ao Efezy anefa aho, hatramin’ny Pantekôty, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Nefa hijanona any Efesosy aho mandra-piavin’ny Pentekosta; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Kanefa mbola hijanona eto Efeso aho mandra-piavin’ny Pentekôsta; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Kanefa mbola hijanona eto Efeso aho mandra-piavin’ny Pentekôsta; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin’ny Pentekosta; Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin'ny Pentekosta; Jereo ny toko |