1Korintiana 11:9 - Baiboly Katolika9 ary tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy fa ny vehivavy no natao ho an’ny lehilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ny lehilahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 ary tsy ny lehilahy no noarîna ho an’ny vehivavy; fa ny vehivavy no noarîna ho an’ny lehilahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 ary tsy ny lehilahy no noarîna ho an’ny vehivavy; fa ny vehivavy no noarîna ho an’ny lehilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ny lehilahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Fa tsy ny lehilahy no natao ho an'ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an'ny lehilahy. Jereo ny toko |