1Korintiana 1:18 - Baiboly Katolika18 Fa hadalana ny fampianarana ny amin’ny Hazofijaliana ho an’izay very, ary herin’Andriamanitra kosa izany amintsika voavonjy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Fa ny teny ny amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Eny, ny fitoriana momba an’i Kristy voahombo teo amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Eny, ny fitoriana momba an’i Kristy voahombo teo amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Fa ny teny ny amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Jereo ny toko |