Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Korintiana 1:15 - Baiboly Katolika

15 mba tsy hisy hahazo milaza fa natao Batemy tamin’ny anarako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin’ny anarako ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Ka tsy afaka milaza ianareo fa vita batisa tamin’ny anarako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ka tsy afaka milaza ianareo fa vita batisa tamin’ny anarako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin’ny anarako hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin'ny anarako ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 1:15
7 Rohy Ifampitohizana  

koa mandehana ianareo, mampianara ny firenena rehetra, manaova Batemy azy amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina;


ka nony efa niaiky ny fahotany izy ireo, dia nataony batemy tao amin’ny ony Jordany.


Izay miteny ho azy dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’ilay naniraka azy no marina, ary tsy misy fitaka ao aminy.


Misaotra an’Andriamanitra aho, fa tsy nisy nataoko Batemy ianareo, afa-tsy i Krisposy sy i Kaiosy,


Nataoko Batemy ihany koa ny fianakavian’i Stefanasy, fa tsy hitako izay nataoko Batemy afa-tsy ireo.


Manana fahasaro-piaron’Andriamanitra ny aminareo aho, satria natolotro ho fofom-badin’ny Lehilahy anankiray ianareo, dia i Kristy, mba hanolorako anareo aminy toy ny virjiny madio.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra