Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:8 - Baiboly Katolika

8 Kanefa izao no nolazainy tamin’ireto sisa tafajanona teo aminy: «Andeha handroso hamely ny fahavalontsika, raha mbola afaka hiady aminy koa isika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nahatsiaro reraka izy, saingy izao no teny nataony tamin’ireto sisa tafajanona teo aminy: –Ndeha isika hisehatra ny fahavalontsika sy hamely azy, raha mbola afa-miady aminy koa isika!

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra