Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:73 - Baiboly Katolika

73 Koa nivalona ny sabatra teo amin’i Israely; ary niorim-ponenana tao Makmasa i Jônatasy, dia nanomboka nitsara ny vahoaka sy nanesotra ny mpankahala ny fivavahana teo amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

73 Dia nitsahatra ny ady teo amin’i Israely; ary niorim-ponenana tao Mikmasy i Jônatàna, ka nanomboka nitondra ny vahoakany sy namongotra ny mpankahala fivavahana teo amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:73
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra