Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:72 - Baiboly Katolika72 naveriny taminy ny sambo-belona azony taloha teo amin’ny tanin’i Jodà, dia lasa nody any amin’ny taniny izy, ka tsy niverina ho eo amin’ny tanin’i Jodà intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara72 Tenan’i Bakida no namerina taminy ny sambo-belona azony taloha tao Jodea; dia lasa nody any amin’ny tany fiaviany izy, ka tsy niverina teo amin’ny faritry ny Jiosy intsony. Jereo ny toko |