Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:71 - Baiboly Katolika

71 Noraisin’i Bakidesa izy ireo, nekeny ny hevitra naposany taminy, nifanekeny tamin’i Jônatasy tamim-pianianana ny tsy hanisy ratsy aminy, raha mbola velona koa izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

71 Noraisin’i Bakida sy nekeny ny hevitra naposak’i Jônatàna; ary nianianany mihitsy i Jônatàna fa tsy hitady hanisy ratsy azy intsony izy raha mbola velona aina koa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:71
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra