Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:70 - Baiboly Katolika70 Fantatr’i Jônatasy izany, ka nandefa iraka izy hanao raharaham-pihavanana aminy, sy hifanaraka ny amin’ny hamerenana ny sambo-belona aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara70 Fantatr’i Jônatàna izany, ka nandefa iraka izy hanao raharaham-pihavanana aminy sy hifanaraka momba ny hamerenana ny sambo-belona. Jereo ny toko |