Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:68 - Baiboly Katolika

68 Nifandafaran’izy ireo i Bakidesa ka nataony vaky nandositra ny tafiny ary fahoriana lalina no nampitondrainy azy, fa maty afo ny hevitra nokendreny sy ny fanafihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

68 Nifanotofan’izy roa tonta i Bakida ka nataony vaky nandositra ny tafiny ary novesarany fahoriana lalina ny tenany noho ny teti-panafihany tsy nahomby.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:68
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra